msh_rev_text_udb/08/10.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 10 Nitsoky gny trompetra lay anjely fahatelo, ka nisy kintana bevata nilatsaky bakegny an-danitsa, mirehitsy manahaky gny fanilo, tamin'ny ampahatelon'ireo ony voho loharano. \v 11 Zava-mangidy ro agnaran'ilay kintana. Lasa nafaitsy gny ampahatelon'ilay rano, sady olo maro ro maty tamin'ilay rano zay lasa nafaitsy.