msh_rev_text_udb/08/03.txt

1 line
673 B
Plaintext

\v 3 Nisy anjely hafa avy, nitanjaky finga volamena fagnoroa ditin-kazo magnitsy, nitsanga teo agnabon'ny alitara. Ditin-kazo magnitsy maro ro namea gnazy mba hanolorany gnan'io mbamin'ny vavaky gny mpino manontolo eo agnabon'ny aliatar volamena fagnoroa ditin-kazo magnitsy eo agnatrehan'ny sezam-boninahitsy. \v 4 Gny setrok'ilay ditin-kazo magnitsy, mbamin'ny vavak'ireo mpino , la niakatsy teo agnatrehan-Dranagnahary bakamin'ny tagnan'ny anjely. \v 5 nangalaky lay finga fagnoroa ditin-kazo magnitsy lay anjely sady ameno gnan'io tamin'ny bolo bakeo amin'ny alitara. Bakeo natsipiny tamin'ny tany io, sady nisy kotro-baratsy, kotsoky, tselatsy, voho horonan-taratasy.