1 line
380 B
Plaintext
1 line
380 B
Plaintext
\v 12 Ataoko andry eo amin'ny tempolin'ny Ndranagnahariko za mandresy , sady tsy hiala eo mihitsy ie. Ho sorarito eo aminy gny agnaran-Dranagnahariko, lay agnaran'ny tanan'ny Ndranagnahariko( lay Jerosalema vaovao, zay mizotso bakagny an-dagnitsy bakamin'ny Ndranagnahariko), voho gny agnarako vaovao. \v 13 Ao zay manan-tsofina hihaino zay resahin'ny Fagnahy amin'ireo fiangona." |