1 line
348 B
Plaintext
1 line
348 B
Plaintext
\v 1 Sady nahita gny tagnan-kavanan'lay aiky zay nipetraky teo amin'ny seza fiandriana aho, horonona-taratasy voasoratsy eo agnatreha voho ao afara. Sady nifehezy tamin'ny tombo-kase fito io. \v 2Nahita anjely mahery nagnambara tamin'ny feo mare aho, niresaky hoe: Ia ro mendriky gny hanokatsy gny horonan-taratasy voho hamoha gny tombo-kasen'io?" |