msh_rev_text_udb/16/20.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 20 Nanjavo gny nosy iaby, ka tsy hita sasy reo tendrombohitsy. \v 21 Nisy havandra bevata, milanja reo amin'ny talenta raiky eo , nizotso bakagny an-danitsa ho amin'ny olo. Nagnozo gnan-Dranagnahary rozy nohon'ny loza bakamin'ny havandra fotony tena mafy loatsy io loza io.