msh_rev_text_udb/12/13.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 13 Lafa nahay lay dragona fa nazera tamin'ny tany ie, la nagnenjiky lay ampela niteraky zazalahy ie. \v 14 Fa lay ampela la namea elatsy roan'ny voromahery bevata , ka la afaky nitily nagnagny amin'ilay toera nikarakarainy ho gnazy tagny agn'efitsy. Io lay toera hitsijoa gnazy, mandritsy gny telo tao voho tapany_-mba tsy ho hitan'ilay menarana .