1 line
287 B
Plaintext
1 line
287 B
Plaintext
\v 1 Famantara bevava ro hita tagny an-dagnitsy:" ampela nisiky gny masoandro, voho gny volana teo ambanin'ny tombony, voho gny satro-boninahitsy vita tamin'ny kintana folo raomby ro teo amin'ny lohany. \v 2 Bevohoka ie, sady nikoraky mare fa fa ho teraky, ao agnatin'ny fihetsehan-jaza. |