msh_rev_text_udb/09/13.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 13 Nampagneno gny trompetsa lay anjely fahaeny, ka nahare gny feo niboaky tamin'ny tandroky gny alitara volamena zay fa nisy teo agnatrehan-Dranagnahary aho. \v 14 Sady niresaky tamin'ilay anjely fahaeny lay feo manao hoe;" Avotoro reo anjely efatsy zay mifehy agny amin'ilay renirano lehiben'ny Eofrata." \v 15 Reo anjely zay fa nomany tamin'io ora io, io andro io, io vola io voho io tao io, la navotosy mba hamono gny ampahatelon'olombelo.