msh_rev_text_udb/07/11.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 11 Gny anjely iaby nitsanga magnodidy gny seza fiandriana voho magnodidy reo loholona voho gny zava-manan'aina efatsy voho rozy nampiankoholy gny tarehin-drozy teo agnatrehan'ny seza fiandriana. Nivavaky tamin-Dranagnahary rozy \v 12 nanao hoe:" Amena! Dera, voninahitsy, fahedrea, fisaora, fahefa, voho gny hery anie ho gnan-Dranagnaharintsika mandrakizay doria! Amena!"