msh_rev_text_udb/02/20.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 20 Kanefa zao ro hanoherako gnanao: Lefiranao lay ampela Zezebela ,zay mikaiky gny vatany ho mpaminany vavy. Amin'ny alaln'ny fampianara la mamitaky reo mpanompoko ie mba hijangajanga voho hihina sakafo atao sorona ho gnan'ny sampy. \v 21 Nagnome fotoa mba hibebahany Aho, kanefa tsy mety hibebaky gny amin'ny fijangajanga ie.