msh_rev_text_udb/02/16.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 16 Mibebaha , nohon'io! Fa laha tsy io , la ho avy malaky agny aminareo Aho, sady hifanandrina amin-drozy aho miaraky amin'ny sabatsy gny vavako. \v 17 Ao zay manan-tsofy hijanjy zay lazain'ny Fagnahy ho gnan'ireo fiangona. Ho gnan'ireo zay maharesy, hameako gny sasany amin'ireo mana miafina, voho hameako vato foty miaraky amin'ny agnaram-baovao voasoratsy eo amin'ny vato, agnara zay tsy hain'olo afa-tsy zay mandramby gnazy avao."