msh_rev_text_udb/02/14.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 14 Fa manan-tsafa kely aminao Aho:" Misy sasany aminareo mita mare gny fampianaran'ny Balama, zay nampianatsy gnan'i Balaka hametraky fanafintohigna eo agnatrehan'ny anak'Israely, mba hihinanan-drozy gny sakafo natao sorona ho gnan'ny sampy voho ho fijangajanga. \v 15 Manahaky gnan'io , misy sasany aminareo zay mita mareo gny fampianaran'ireo nikolaita.