msh_rev_text_udb/02/08.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 8 Sorato ho gnan'ny anjelin'ny fiangona agny Smyrna hoe:" Reto gny safan'ilay raiky zay voalohany sady farany , lay raiky zay fa maty nefa velo ndraiky:" \v 9 Haiko reo fahoria voho gny fahantranao, nefa manan-karena iha. Haiko gny fivolagnan-draty ho gnan'ireo zay miresaky gny vatany fa Jisy, kanefa tsy ie. Synagogan'i satana rozy.