msh_rev_text_udb/02/06.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 6 Kanefa zao ro ataonao :" Halanao gny raha vitan'ny Nikolaita, zay halako avao koa. \v 7 Ao zay manan-tsofy hijanjy zay lazain'ny Fagnahy ho gnan'ireo fiangona. Ho gnan'ilay raiky zay maharesy la hameako alal hihina gny bakamin'ny hazon'ny fiaigna, zay ao amin'ny paradisan-Dranganahry."