msh_rev_text_udb/01/17.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 17 Lafa nahita Gnazy aho, la nianjera teo amin'ny tombony manahaky gny olo maty. nanendry gnahy tamin'ny tagnany ankavana Ie ka nanao hoe:" Ka matahotsy. Zaho ro voalohany voho farany, \v 18 sady lay raiky zay velo. Fa maty Aho, fa ingo velo mandrakizay ! sady Zaho mana gny fanalahidin'ny fahafatesa voho gny Fiainan-tsy hita.