msh_rev_text_udb/01/07.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 7 Ingo, bakamin'ny rahona Ie, sady gny maso iaby hahita Gnazy, ndra la reo nandefogno Gnazy aza. Gny firenena iaby ambonin'ny tany hitagny Gnazy. Eka Amena. \v 8 " Zaho ro Alfa voho Omega," hoy gny Tompo Ndranagnahary, " lay ankehitsiny, voho taloha, voho ho avy, la lay Tsitoha."( Fanamarihanaa; gny dikan-teny hafa taloha la mivaky manahaky gnan'izao:" Zaho ro Alfa voho omega, gny fiandohana voho fiafarana," hy Tompo Ndranagnahary.