1 line
409 B
Plaintext
1 line
409 B
Plaintext
\v 3 ka tsy hisy sasy gny voahozo . Gny seza fiandrianan-Dranagnahary voho gny Anak'aondry la ho ao amin'ny tana, sady reo mpanompony la hanompo Gnazy. \v 4 Hahita gny Endriny rozy, voho gny Agnarany la ho eo amin'ny handrin-drozy . \v 5 Ka tsy hisy haly sasy; rozy la tsy mila fahazavan'ny jiro na gny masoandro sasy fotony Tompo Ndranagnahary ro hazava eo amin-drozy . Sady hanjaka mandrakizay doria rozy. |