\v 13 Nahare feo bakagny an-danits aho niresaky hoe:" Sorato zao:" Sambatsy gny maty zay maty ao amin'ny Tompo." " Eka" hoy gny Fagnahy , " mba ahafahan-drozy miala sasatsy amin'ny asan-drozy fa gny vitan-drozy la hagnaraky gnan-drozy."