msh_rev_text_udb/18/07.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 7 Manahaky ie nagnome voninahitsy gny vatany voho niay tamin'ny tsy fiafia, amea gnazy gny fampijalia voho gny alahelo sahaza gnazy. Fa ie niresaky tao am-pony nanao hoe:" Nipetraky manahaky gny mpanjaka vavy aho. Tsy maty valy aho, sady tsy hisaona mandrakizay ." \v 8 Nohon'io la ho avy amin'ny andro raiky reo areti-mandringany: gny fahafatesa, gny fisaogna, sady gny mosary. Horoan'ny bolo ie, fa gny Tompo Ndranagnahary la mahery, sady ie ro mpitsara gnazy."