msh_rev_text_udb/16/08.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 8 Lay anjely faha efatsy nandraraky gny tao amin'ny fingany tamin'ny masoandro, ka nahazo alala hagnoro gny olo amin'ny bolo io. \v 9 Main'ilay hafana be rozy, sady niresaky raty gny agnaran-Dranagnahary , zay mana gny fahefa amin'iregny loza regny. Tsy nibebaky rozy na nagnome voninahitsy Gnazy.