1 line
332 B
Plaintext
1 line
332 B
Plaintext
\v 7bRaiky tamin'ireo raha-managn'ay efatsy nagnome gnan'ireo anjely fito finga volamena fito feno gny fahatezean-Dranagnahary, gny velo mandrakizay doria. \v 8 Feno setroky bakamin'ny voninahin-Dranagnahary voho bakamin'ny heriny gny tempoly. Tsy misy na ia ia afaky militsy ao mandra-pahatanteraky gny loza fiton'ireo anjely fito. |