1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
\v 13 Amin'io fotoa io la hisy horohoron-tany mare, voho hikopaky gny ampahafolon'ny tana. Fito arivo gny olo ho maty amin'ny gny horohorontany, voho ho raiki-tahotsy reo olo sisa tsy maty ka hagnome voninahitsy gnan-Dranagnahary gny lanitsa. \v 14 Lasa gny loza faharoe. Ingo! Avy malaky gny loza fahatelo. |