1 line
415 B
Plaintext
1 line
415 B
Plaintext
\v 10 Ka matahotsy gny amin'izay fa hiaretanao . Ingo!Gny devoly la hanipy gny sasany aminareo agny amin'ny tragnomaizina mba ho tsapaina nareo, sady hijaly mandrtys gny folo andro nareo . Matokia mandra-pahafaty, ka hameako gnanareo gny satro-boninahitsy gny fiaigna. \v 11 Zay manan-tsofy ao ie hijanjy zay resahin'ny Fagnahy ho gnan'ireo fiangona. Lay raiky zay maharesy la tsy ho simban'ny fahafatesa faharoe." |