msh_rev_text_udb/22/18.txt

1 line
576 B
Plaintext

\v 18 Zaho la magnambara amin'izay iaby mahare gny safan'ny faminaniana amy toy boky toy:" Laha misy magnampy gnan'ireo, Ndranagnahary hagnampy loza ho gnazy zay voasoratsy ao amy toy boky toy. \v 19 Laha misy manaisotsa gny safa faminaniana amy toy boky toy, Ndranagnahary la hanaisotsa gny anjarany amin'ny hazon'ny fiaigna voho tana masina zay voasoarts ao agnatin'ny toy boky toy." ( Fanamarihana: Gny antontan-taratsy taloha la mivaky hoe:" Ndranagnahary hangalaky gny anjarany ao amin'ny Bokin'ny Fiaigna voho ao amin'ny tana masina zay voasoratsy ao amy toy boky toy.")