msh_rev_text_udb/22/08.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 8 Zaho, Jaona , gny raiky zay nahare voho nahajery reo raha reo. Lafa nahare voho nahajery gnan'io aho, la niankohoky teo amin'ny tombok'ilay anjely gny vatako mba handrengy gnazy, gny anjely zay nampiseho gnahy reo raha reo. \v 9 Hoy ie tamiko:" Ka manao gnan'io! Fa mpanompo namanao miaraky aminao aho, miaraky amin'ireo mpaminany rahalahinao, voho miaraky amin'ireo zay mankato reo safan'ny toy boky toy. Mandrengea gnan-Dranagnahary!"