msh_rev_text_udb/22/06.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 6 Hoy gny anjely tamiko:" Reo safa reo la azo atosiky voho marina. Gny tompo, gny Ndranagnaharin'ireo fagnahin'ireo mpaminany, la nandefa gny anjeliny mba hampiseho zay raha tsy maintsy hitranga tsy ho ela amin'ireo mpanompony." \v 7 Ingo! Fa marinky gny fihaviako! Sambatsy zay mankato reo safan'ny faminaniana amy toy boky toy."