msh_rev_text_udb/20/11.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 11 Sady nahajery seza fiandriana foty bevata aho voho gny nipetraky teo agnabony. Gny tany voho gny lanitsa la nandositsy gny fagnatrehany, kanefa tsy nisy toera andehanan-drozy. \v 12 Nahita gny maty aho_ Gny lehibe voho gny kely_nijoro teo agnatreha'ny seza fiandriana , sady nivelary reo boky. Sady nisy boky raiky nivelary__ Gny Bokin'ny Fiaigna. Gny maty la nitsara araky zay voasoratsy tao amin'ireo boky , araky reo asany.