msh_rev_text_udb/20/09.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 9 Niakatsy teo ambonin'ny tany lemaky rozy sady nagnodidy gny tobin'ireo mpino, lay tana malala. Nefa nisy bolo nizotso bakagny an-danitsa sady nandripaky gnan-drozy. \v 10 Gny devoly , zay namitaky gnan-drozy, la natsipy tao amin'ny farihy bolo solifara, toera zay hanipaza gny bibi-dia voho gny mpaminany sandoky. Voho hampijaly andro amagn'aly mandrakizay sady mandrakizay rozy.