msh_rev_text_udb/20/05.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 5 Gny ambin'ireo maty la tsy velo mandra-pahatapitsy gny arivo tao. Io ro fitsangana voalohany . \v 6 Sambatsy voho masina zay olo mana anjara amin'ny fitsangana voalohany! Eo agnatrehan'io la tsy manan-kery gny fahafatesa faharoe . Rozy la ho mpisoro gnan-Dranaganhary voho Kristy sady hanjaka miaraky Aminy mandritsan'ny arivo tao.