msh_rev_text_udb/20/04.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 4 Sady nahita seza fiandriana maro aho. Nipetraky teo agnabony reo zay namea fahefa mitsara. Nahita gny fagnahin'ireo zay nitapahin-doha aho noho gny fijoroa vavolombelo mahakasiky gnan'i Jesosy sady nohon'ny tenin-Dranagnahary. tsy niankohoky tamin'ny bibi-dia na tamin'ny sariny rozy, sady rozy la nanda gny handramby gny marky gny bibi-dia teo amin'ny handriny na teo amin'ny tagnany. Tonga velo ndraiky rozy, voho nanjaka niaraky tamin'ny kristy nandritsan'ny arivo tao.