msh_rev_text_udb/20/01.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 1Sady nahajery anjely nizotso bakagny an-danitsy aho. Nana gny fanalahidin'ny lavaky tsy hita noanoa ie, sady nana rojo vy bevata tegny an-tagnany. \v 2 Nisambotsy gnan'ny gny dragona ie, gny menarana fahiny, gny devoly , na satana, sady nifeheny arivo tao . \v 3 Natsipy tagny amin'ny lavaky tsy hita noanoa ie, nihiliany io sady nasia tombon-kase teo aminy. Natao io mba tsy hamitahany gny firenena maro sasy mandra-pahatapiny gny arivo tao. Afaran'io , la tsy maintsy havototsy fotoa kelikely ie.