msh_rev_text_udb/19/17.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 17 Nahita anjely nitsanga teo amin'ny masoandro aho. Nikaiky tamin'ny feo mahery reo voro mitily agnabo iaby ie hoe:" Avia, miangona ho gnan'ny fety bevatan-Dranagnahary. \v 18 Avia ihinana gny nofon'ireo mpanjaka , gny nofon'ireo mpitari-tafiky , gny nofon'ireo johary mahery, gny nofon'ireo soavaly voho reo mpitangina gnan'io, sady gny nohon'ny johary iaby, gny afaky voho andevo , gny tsy manan-danja voho gny mahery."