msh_rev_text_udb/19/14.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 14 Reo tafiky gny lanitsa la nagnaraky gnazy tamin'ny soavaly foty , miakanjo siky hasim-bazaha , foty voho malio. \v 15 Bakao amin'ny vavany ro miboaky gny sabata maragnitsy zay amin'io ro hamelezany reo firenena, ka hanapaky gnan-drozy amin'ny tehy vy ie. Magnitsaky ao amin'ny famaizan'ny fahaviniran'ny fahatezeran-Dranagnahary Tsitoha ie. \v 16 Mana agnara voasoratsy eo amin'ny akanjo lovany eo amin'ny feny ie hoe:" Mpanajakan'ireo mpanjaka voho Tompon'ireo tompo."