msh_rev_text_udb/19/07.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 7 Ao tsika hazoto voho ro ravoravo sady hagnome voninahitsy Gnazy fotony avy gny fampakaram-balin'ny Anak'aondry, sady gny ampiakarininy fa niomana . \v 8 Namea ala hiakanjo siky hasim-bazaha mamiratsy voho malo ie" ( Fa gny lamba rongony la reo asa marin'ireo olo-masina).