msh_rev_text_udb/19/06.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 6 La nahare zay feo manahaky gny feon'ny olo maroagnisa , manahaky gny firohondrohon'ny rano maro, voho manahaky gny fianjeran'ny hotroky mare aho, nanao hoe:" Aleloia! Fa manjaka gny Tompo, Ndranagnahary zay manapaky amin'ny rehetra.