msh_rev_text_udb/18/15.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 15 Gny mpamarotsy reo enta zay avy mpanan-draha noho ie la hiala aminy lavitsy nohon'ny fatahora gny fijaliany, hitagny voho hisaona mare. \v 16 Hiresaky rozy hoe:' Loza, loza ho gnan'ny gny tana bevata zay niakanjo tamin'ny lamban-kasimbazaha tena soa, volomparasy , voho mena, sady niravaha tamin'ny volamena, firavaky sarobidy , sady vatosoa! \v 17 Agnatin'ny fotoa raiky la ho foana io hanagna iaby io. " Reo kapitenin-tsambo iaby, reo mandeha egny agnabon'ny ranomasina iaby, tantsambo voho zay iaby mipetraky an-dranomasina, la hijoro lavitsy.