msh_rev_text_udb/18/01.txt

1 line
614 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'ireo raha reo la nahita anjely hafa zay nizotso bakagny an-danitsa aho. Nana fahefa bevata ie, sady namirapiratsy nohon'ny voninahiny gny tany . \v 2 Nikoraky tamin'ny feo mahery ie, niresaky hoe:" Nianjera , nianjera gny Babylona bevata! Lasa avy toeram-ponenan'ny demony, fialofa ho gnan'ireo fagnahy maloto, sady fialofa ho gnan'ny reo voro maloto voho marikoriko iaby. \v 3 Fa gny firenena iaby la nino gny divain'ny fitondran-tena malotony . Reo mpanjakan'ny tany la nanao fitondran-tena maloto taminy. Reo mpamarotsy gny tany la avy mpanan-draha tamin'alalan'ny fomba fiaignany amin'ny nofo."