1 line
340 B
Plaintext
1 line
340 B
Plaintext
\v 6 Nahita aho fa gny ampela la mamon'ny ranin'ireo mpino voho gny ran'reo martiora ho gnan'i Jesosy. Lafa nahajery gnazy aho, la tena tandregna. \v 7 Fa gny anjely niresaky tamiko hoe:" Magnino ro tandregna iha? Hazavagniko gnanao gny dikan'ny gny ampela voho bibi-dia zay manday gnazy, gny bibi-dia zay mana loha fito voho tandroky folo. |