msh_rev_text_udb/17/03.txt

1 line
606 B
Plaintext

\v 3 Bakeo gny anjely nanday gnahy tamin'ny Fagnahy tagny amin'ny tany karakaina, ka nahita ampela nipetraky teo agnabony bibi-dia mena zay feno agnara raty tegny aho. Gny bibi-dia la mana loha fito voho tandroky folo. \v 4 Gny ampela la niakanjo voloparasy voho mena sady voaravaky volamena, vato sarobidy , voho vato soa. Ie la nitanjaky tamin'ny tagnany kapoaky volamena feno reo raha maharikoriko voho reo tsy fahadiovan'ny fijangajangany. \v 5 Teo amin'ny handriny ro nisy agnara mana dikany miaetaky voasoratsy hoe:" babylona bevata, gny renin'ireo mpijangajnaga voho gny raha maharikorikon'ny tany."