msh_rev_text_udb/17/01.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 1 Raiky tamin'ireo anjely fito zay nitanjaky reo finga volamena fito namonjy voho niresaky tamiko hoe:" Avia, hasehoko gnanao gny sazin'ny mpijangajanga bevata zay mipetraky agnabony rano maro. \v 2 Niaraky taminy ro nampijangajanga gnan'ireo mpanajakan'ny tany. Gny divain'ny fijangajanga ro nahamamo reo mponin'ny tany."