msh_rev_text_udb/16/17.txt

1 line
598 B
Plaintext

\v 17 Bakeo gny anjely fahafito nandraraky gny tao amin'ny fingany tamin'ny tsioky. Ka nisy feo niboaky bakao an-tempoly voho avy tamin'ny seza fiandriana, manao hoe:" Vita io!" \v 18 Nisy helatsy , hotroky, hotro-baratsy, voho horohoron-tany mare_ horohoron-tany bevata noho zay fa nitranga hatramin'izay nisian'olo teto an-tany , ka la mare io horohoron-tany io. \v 19 Vaky ho fizara telo gny tana bevata , sady rava gny tanan'ireo firenena. Bakeo Ndranagnahary nikaiky mba hahatiaro gnan'i Babylona bevata , ka nameany gnan'io tana io gny kapoaky feno divay bakamin'ny firehetan'ny fahatezerany.