msh_rev_text_udb/16/10.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 10 bakeo gny anjely fahalimy nandraraky gny tao amin'ny fingany tamin'ny seza fiandrianan'ilay bibi-dia, sady nandrakotsy gny fanjakany gny hiky. Nitsako gny lelany rozy nohon'ny fahoria. \v 11 Niresaky raty gnan'ny gny Ndranagnaharin'ny lanitsy rozy nohon'ny fahoria voho ratran-drozy, sady mbo nanda gny hibebaky amin'izay vitan-drozy avao rozy.