msh_rev_text_udb/14/14.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 14 Nijery aho, ka nisy rahona foty. Nipetrakt teo amin'ny rahona gny raiky manahaky gny anak'olo. nana satro-boninahitsy volamena teo amin'ny lohany voho fijinja maragnitsy egny an-tagnany ie. \v 15 la nisy anjely hafa niboaky gny tempoly sady niakiky tamin'ny feo mare gnan'ny gny mipetraky eo amin'ny rahona nanao hoe:" Rambeso gny fijinjanao ka manomboa mijinja. Fa avy gny fotoa hijinja , fotony masaky gny vokatsy gny tany." \v 16 sady gny raiky zay nipetraky teo amin'ny rahona nampandroso gny fijinjany teto an-tany , ka nijinja gny tany.