msh_rev_text_udb/14/09.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 9 Nisy anjely hafa-anjely fahatelo nagnaraky gnan-drozy, niresaky tamin'ny feo mare hoe:" Laha misy mivavaky amin'ny gny bibidia voho gny sariny, voho mandramby gny mariky eo amin'ny handriny na eo amin'ny tagnany, \v 10 la hino gny sasany amin'ny divain'ny fahatezeran-Dranagnahary avao koa ie, divay tsy niharo zay narotsaky tao agnatin'ny kapoaky gny hatezerany. Gny olo zay mino gnan'io la ho ampijaly amin'ny bolo voho solifara eo agnatrehan'ireo anjely masin-Dranagnahary voho eo agnatrehan'ny Anak'aondry.