msh_rev_text_udb/14/03.txt

1 line
690 B
Plaintext

\v 3 Nihira hira vaovao teo agnatrehan'ny seza fiandriana voho teo agnatrehan'ireo zava-manan'aina efatsy voho reo loholona rozy. Tsy nisy na ia ia afaky nianatsy gny hira afa-tsy reo 144.000 zay nivily bakaeto an-tany avao. \v 4 Reo la olo zay tsy nandoto gny vatan-drozy tamin'ny ampela, fa nitanjaky gny vatany malio ara-nofo rozy. Io la zay magnaraky gny Anak'aondry na aia aia andehanany. Rozy regny la nivily bakamin'ny olombelo manahaky gny voaloham-bokatsy ho gnan-Dranagnahary voho ho gnan'ny Anak'aondry. \v 5 tsy nisy vandy hita teo amin'ny signin-drozy , tsy manan-tsiny rozy.[ Fanamarihana: Gny dikan-teny sasany magnampy hoe:" Teo agnatrehan'ny seza fiandrianan-Dranagnahary"]