msh_rev_text_udb/14/01.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 1 Nijery aho ka nahita gny Anak'aondry nitsanga teo amin'ny tendrombohitsy Ziona. Niaraky taminy reo 144.000 zay nana gny agnarany voho gny agnaran'ny Rainy voasoratsy eo amin'ny handrin-drozy. \v 2 Nahare feo bakagny an-dagnitsy manahaky gny firohondron'ny rano maro voho hotroky mare aho. Gny feo reko koa la manahaky gny mpitendry lokanga avao koa la manahaky mpitendry lokanga gny lokangany.