msh_rev_text_udb/13/15.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 15 Nenga asia ay gny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ny gny sary miresaky voho zay iaby tsy manaiky miankohoky amin'ny gny bibi-dia la nivonoa. \v 16 Nanery gny kirakiraiky avao koa io, na gny kely na gny bevata, na gny manan-draha na gny mahantsa, na gny tsy andevo na gny andevo, la mandramby gny mariky eo amin'ny tagna ankavana na eo amin'ny handry. \v 17 Tsy hisy olo mahazo mivily na mamarotsy mandra-pahazoany gny mariky gny bibi-dia, io la isan'ny fanehoa gny agnarany.