msh_rev_text_udb/13/13.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 13 Nanao fahagaga maro bevata ie. Nampizotso bolo bakagny an-dagnitsy ho amin'ny tany teo agnatrehan'ny olo. \v 14 Tamin'ny alalan'ny famantara la namea alala gnanao io, namitaky gnan'ireo zay mipetraky ambonin'ny tany io. Niresaky tamin-drozy io mba hanambotsy sary ho voninahitsy gny bibi-dia zay voaratran'ny sabatra nefa velo.