msh_rev_text_udb/13/11.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 11 Sady nahajery bibi-dia hafa aho niakatsy bakamin'ny tany. Io la nana tandroky roe manahaky gny anak'aondry, voho niresaky manahaky gny dragona. \v 12 Nampihariny iaby gny fahefa manontolo gnan'ny gny bibi-dia voalohany eo agnatregany, sady gny tany voho reo zay mipetraky eo aminy la asainy miankohoky eo amin'ny gny bibi-dia voalohany__ gny raiky zay sitrana tamin'ny raty saiky nahafaty gnazy.