msh_rev_text_udb/13/09.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 9 Laha misy manan-tsofy , ao ie hijanjy. \v 10 Laha misy nala babo, la handeha amin'ny fahababoa ie. Laha misy nivonoa tamin'ny sabatsy, amin'ny sabata ro hamonoa gnazy. Toy ro antso ho gnan'ny fahareta voho finoa ho gnan'ireo zay masina.